Sign up to newsletter


 

No products in the cart.

Home / Hanampy an-tsitrapo

Hanampy an-tsitrapo

Ny Mpanampy an-tSitrapo (MAS) dia olona resy lahatra amin’ny asa fampielezana ny Baiboly ka manolo-tena hifanome t├ánana amin’ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy (FMBM) araka izay fanomezam-pahasoavana nomen’ny TOMPO azy. Ireo kristianina mampiasa Baiboly kristianina rehetra dia afaka mirotsaka ho mpikambana na inona anaram-piangonany, na aiza toerana misy azy.

Raha maniry hirotsaka ho MAS ianao dia mifandraisa aminay.