B22RV – Baiboly Fanao am-paosy
Endriny: Fono baoritra manify, fanao am-paosy, hatonona anaty poketra na kitapo kely
Dikanteny:
Malagasy: Protestanta Fanitsiana Fahenina
Tandrify: Olona rehetra, ny tanora
Tombony: Maivana kely, misy indray mijery mialohan’ny boky manazava ny voatoatin’ny boky, misy fanazavana teny sasany, misy sarin-tany
Texte copyright La société Biblique Malgache
Dikanteny 1965 nasiam-panitsiana
Nouvelle version
Ny Baiboly 2011 – Ny Baiboly 2013

Reviews
There are no reviews yet.