PDADA
Endriny: bokikely – misy sary
Dikanteny: DIEM
Tandrify: ny raim-pianakaviana sy izay mbola ho raim-pianakaviana
Tombony: ahitana fampianarana maromaro atolotra ho ireo raim-pianakaviana ahaizany mijoro ho tena raim-pianakaviana araka ny sitrapon’Andriamanitra – ahitana andinin-tSoratra Masina maro ihany koa mifanaraka amin’ny fampianarana hita ao. -Entanina ihany koa ireo izay mbola ho raim-pianakaviana hamaky azy mba hianarany sy hiomanany sahady izany hoe ray mendrika ny Tompo izany.
Reviews
There are no reviews yet.