PLOGMLG-PLOGFR
Endriny: Fono baoritra – sary miloko –
Tantara kely avy ao amin’ny Baiboly, notsongaina
Dikanteny: Malagasy – DIEM
Tandrify: Ankizy 5-11-miakatra
Tombony: Mahalala ny tantara ao anaty Baiboly ary tsy ho adinon’ny zaza mihitsy – mora ampianarana ny ankizy noho izy misy sary mahaliana – ahafahan’ny zaza manomboka miditra amin’ny tontolon’ny Baiboly – mitarika ny ankizy hamaky baiboly – Manintona sy mahaliana ny ankizy ka mahatonga azy haniry hamantatra izay voarakitry ny Tenin’Andriamanitra.
Reviews
There are no reviews yet.