B043P
Endriny: Baiboly feno – fono baoritra matevina – misy fizahan-teny
Dikanteny: Baiboly malagasy protestanta – fanitsiana fahadimy.
Tandrify: ny rehetra
Tombony: manampy betsaka ireo olona mandalina sy mianatra ny soratra masina, ahitana hoe aiza ihany koa any amin’ny boky hafa no misy andinin-tsoratra masina mitovy aminy. Misy sary sy sarintany ihany koa any amin’ny faran’ny pejy.
Reviews
There are no reviews yet.