B047PTI
Endriny: Baiboly feno – fono hoditra – vavavolamena – misy fizahana boky na “onglet” manamora ny fahitana ny boky rehetra indrindra ho an’ireo izay mbola sahirana ny amin’izany – misy fizahan-teny eo am-povoany.
Dikanteny: Baiboly malagasy protestanta – fanitsiana fahadimy.
Tandrify: Ny rehetra
Tombony: Tena tsara atao fanomezana. Manampy betsaka ireo olona mandalina sy mianatra ny soratra masina, ahitana hoe aiza ihany koa any amin’ny boky hafa no misy andinin-tSoratra Masina mitovy aminy
Bible de luxe: vrai cuir + dorée + onglet + référence
Reviews
There are no reviews yet.