PBIPE
Endriny: fono baoritra matevina – sary miloko –
Tantara ao amin’ny Baiboly, notsongaina.
Dikanteny: teny Frantsay – Parole de vie
Tandrify: ankizy 3-11taona – mpampianatra sekoly alahady – mpanabe ankizy
Tombony: mahalala ny tantara ao anaty Baiboly ary tsy ho adinon’ny zaza mihitsy – mora ampianarana ny ankizy noho izy misy sary mahaliana – ahafahan’ny zaza manomboka miditra amin’ny tontolon’ny Baiboly – mitarika ny ankizy hamaky baiboly – Manintona sy mahaliana ny ankizy ka mahatonga azy haniry hamantatra izay voarakitry ny Tenin’Andriamanitra.
Texte copyright original SCANDINAVIA
Reviews
There are no reviews yet.