BRC042PL
Endriny: Baiboly feno – fono hoditra plastika – miloko mena marevaka – vava volamena.
Dikanteny: baiboly malagasy dikanteny katolika.
Tandrify: Ny mpino Katolika rehetra eto Madagasikara. – Ireo izay te handalina amin’ny alalany Baiboly dikanteny samihafa.
Tombony: Misy tari-dalana ho amin’ny fandinihina ny Baiboly, misy toko sy andininy mifanaraka amin’ny lohahevitra tadiavina amin’ny sehon-javatra mety miseho eo amin’ny fiainana. Manentana ny katolika ho tia mamaky sy mandalina ny Tenin’Andriamanitra.
Reviews
There are no reviews yet.